Lamasy Lyrics


Tsy oentina ananganana, na manamboatra fotsiny ihany

Fa afaka androdanana, na manimba ihany koa

Ary tsy ho tàna ny aina, ra, simbainy

Ra izy no azera, ao antapo-doha

Moa ve isika, zay mihaino, tsy manontany tena

Manontany tena ihany

Ny tina ho lazaina, amin’izany

Retraretr’zany

Aleo tonga dia ho lazaina mivantana

Amin’ny teny malagasy

Fa ny tina ho ampafantarina, dia ‘lay antsoina hoe: LAMASY

Agamba; angamba, fafatesana no iavosa, ra zany no mianjera

Amin’ity vata-tsika izay mora osa

Alaivo sary an-tsaina hoe: Iny ny LAMASY mianjera sy miatota

Manandrify ny kibo iray, ’zay mitondra vohoka

(Ratsy…ratsy…ratsy)